Mikolo sy manaramaso ny fahasalamanao isanandro
Application avolenta hanarahana maso ny fivoaran'ny Tosidrà, ny diabeta, ny IMC ary hitadiavana ireo Tobimpahasalamana akaiky.
Ahoana ny fiasany ?
Mora ampiasaina, noforonina manokana hanatsara ny fahasalamanao.
Tosidrà
Suivi précis de la tension artérielle avec alertes intelligentes.
Diabeta
Suivi du taux de sucre dans le sang avec graphique d'évolution.
Tobimpahasalamana akaiky
Hitadiavana ny Tobimpahasalamana sy hopitaly akaiky anao miaraka amin'ny sarintany.
Ahoana ny endriky ny app ?
Inona no nolazain'ireo nampiasa azy ?
"Tena ilaina ity application ity ! Afaka manaramaso ny Tosidrà any an-trano aho ary mahazo fanairana rehefa ambony loatra."
"Ny diabeta an'ny dadako no tena nilako ity app ity. Mora ampiasaina, misy graphique ary miasa tsy misy internet."
"Interface tsara tarehy ary malagasy tanteraka. Ny fanarahamaso ny rano sy ny lanja no tena nampiasaiko."
Momba ny Ny Fahasalamako
Ny Fahasalamako dia application novolavolain'ny Fahombiazana Corp. mba hanatsarana ny fahasalamam-bahoaka eto Madagasikara. Mora ampiasaina, 100% offline tanteraka.
Mifandraisa aminay
Andao hifanohana !
Ny fanampianao dia manampy anay hanatsara hatrany ny vokatra omena antsika. Misaotra betsaka ! 🙏